Siramamy

Avy amin'i Wikipedia
Siramamy
Sucre blanc, cassonade, complet, rapadura

Ny siramamy dia anarana mahazatra amin'ny fanandramana mamy, gliosida mety levona, izay maro no ampiasaina amin'ny sakafo.