Mpikambana:Jagwar/tonga soa

Avy amin'i Wikipedia

Salama tompoko,

Tonga soa eto amin'ny wikipedia malagasy ! Raha te-hanomboka handray anjara eto ianao dia tonga dia ampidiro eo ambany ny lohatenin-dahatsoratra hoforoninao ary tsindrio ny eo amin'ny bokotra « hamorona lahatsoratra ». Raha te-hafantatra ny antsipirihan'ny fitsipika eto amin'ny wikipedia malagasy ianao dia azonao jerena ny any amin'ny fototra dimy, pejy misy ny foto-pitsipik'i Wikipedia.

Manantena anao hanoratra eto matetika ary ho lasa wikipedianina izaho. Ary rehefa mametraka hafatra ianao dia asio tilda efatra (~~~~) amin'ny faran'ny hafatra mba hamantaranay ny solonanaranao.


.

Misaotra betsaka, ary mazotoa manoratra !