Loky

Avy amin'i Wikipedia
Loky

I Loky na Lokia dia onin' i Madagasikara ao amin' ny faritra Sava, ao amin' ny faritanin' Antsiranana, izay mivarina amin' ny Ranomasimbe Indiana. Ireto ny tanàna andalovanyː Ampasimaty, Masomamangy, Maromokotra, Antanamboa, Ambovonaomby ary Antanalarina. Manapaka azy ny lalam-pirenena faha-5A.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]