GS Airlines

Avy amin'i Wikipedia


GS Airlines dia orinasa fitaterana malagasy amin'ny alalan'ny fiaramanidina, izay naorina tamin'ny taoan 2020.

Zotra: Antananarivo, Fianarantsoa sy Mananjary[1]

Fiaramanidina:[hanova | hanova ny fango]

  • 1 Beechcraft Kingair B200
  • 1 Cessna Citation Bravo

Mpitazona anjara[hanova | hanova ny fango]

  1. Sipromad.com