Plotôna

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Ploto)
I Ploto

I Plotôna na Plotô (marika: ⯓[1] na ♇[2]) dia planeta ao amin' ny lamin' ny Masoandro izay hita any amin' ny 5 920 000 000 km eo ho eo miala ny Masoandro. Taloha dia natao hoe planeta laharana fahasivy ao amin' ny lamin' ny Masoandro i Plotôna nefa tsy izany intsony izy nanomboka tamin' ny 24 Aogositra 2006 tamin' ny fivoriamben' ny mpahay kintana ao amin' ny Fiombonan' ny mpahay kintana iraisam-pirenena tao Praga renivohitry ny Repoblikan' i Tsekia. Voasokajy ho planeta zeny izy nanomboka tamin' izay.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Lioharano sy fanamarihana[hanova | hanova ny fango]

  1. JPL/NASA (2015-04-22). "What is a Dwarf Planet?". Jet Propulsion Laboratory. Retrieved 2022-01-19.
  2. (2004) John Lewis Physics and chemistry of the solar system, 2, Elsevier.